Ohabolana nampidirin'i ariel
Mampiseho ny -5 - 14 amin'ny 34| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 14 | 05/01/06 | aleo meloka @olom-belona toy zay meloka @andriamanitra | ariel |
| 13 | 05/01/06 | voron-dolo nitera boro manga | ariel |
| 12 | 05/01/06 | Arabarabao ny mpandalo fa tsy fantatra zay ho rafozanina. | ariel |
| 11 | 05/01/06 | mitabe tsy laniny mamba | ariel |
| 10 | 05/01/06 | izay tiana mitombo tarehy | ariel |
| 9 | 05/01/06 | ana_dray aman-dreny raha tsy mahavoa maha fanina | ariel |
| 8 | 05/01/06 | ny ahiahy tsy hiavanana. | ariel |
| 7 | 05/01/06 | ny ahiahy tsy hiavanana | ariel |
| 6 | 05/01/06 | Hevitrin'ny maro mahataka davitra. | ariel |
| 5 | 05/01/06 | Hajao ny ray aman-dreninao mba hahalavorary anao. | ariel |
| 4 | 05/01/06 | Ny tody tsy misy fa ny ataonao no miverina. | ariel |
| 3 | 05/01/06 | Izay mahavangivangy tian-kavana | ariel |
| 2 | 05/01/06 | ny vava no tsy atao be fa ny mamerina azy no tsy laitra | ariel |
| 1 | 05/01/06 | aleo very tsikalam_bola toy zay fihavananana | ariel |