Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i jentilisa
Search ohabolana
Mampiseho ny 432 - 451 amin'ny 451
#
Ohabolana
Nampiditra
451
kotro-baratra, akaiky mampatahotra, lavitra mahamanina.
jentilisa
450
Siramamy sy tantely, samy mamy fa anaran-tsamihafa!
jentilisa
449
Mpatsaka mahay mikabary, hendry ihany fa ambanin'ny tany.
jentilisa
448
Zazalahy mianala, ny hazon'Andriana adino fa ny fanoto no lanjalanjaina
jentilisa
447
Tsy misy malahelo toy ny maty vady rehefa manitsaka androngo mitsinjaka ihany.
jentilisa
446
ny sakaiza tsara manoatra noho ny rahalahy
jentilisa
445
Alevina impito mandifotra olona
jentilisa
444
masa-bary maito kitoza ity!
jentilisa
443
aleo kapohina an-dalana toy izay resy an-kabary
jentilisa
442
bao tsy mivily
jentilisa
441
tsotsori-mamba isarahana
jentilisa
440
Hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny anie ianao!
jentilisa
439
Izay mamafy rivotra mijinja tadio
jentilisa
438
Aza mitsentsitra toa dinta homan'omby.
jentilisa
437
Efa mahatsangy no ary!
jentilisa
436
Trano bongo misy ronono ka sarotra atao (hoe) malahelo.
jentilisa
435
Mpiasabe vonton'anatra, eny an-tsena avy no manao mbay ilalana
jentilisa
434
Gisalahy homan-ketsa, izy mangalatra indray no avo vava.
jentilisa
433
tranoben'Antananarivo, izay mahavita aloha no manenina.
jentilisa
432
Antananarivo no tsara trano ka Ivakiniadiana no sola vantony.
jentilisa
1
2
3
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.1862 seconds