Ohabolana nampidirin'i kofaakama
Mampiseho ny -17 - 2 amin'ny 2| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 2 | 26/12/06 | ny fitiavana tahaka ny afo: raha lalaovina mandoro, raha koloina mahamasa-bary | kofaakama |
| 1 | 26/12/06 | Aza atao fitiavan-jaza ka androany aho tia, rahampitso aho bedin'ny dada, afaky ny ampitso aho tia olon-kafa. | kofaakama |