Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i niryna
Search ohabolana
Mampiseho ny 4 - 23 amin'ny 823
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
23
03/03/07
Miasa jamba rafozana;herim-po very foana.
niryna
22
03/03/07
Ny ondry boka manaratsy ny namany.
niryna
21
03/03/07
Tain'angely ka samy manilika ny ambaravarany.
niryna
20
03/03/07
Tsy maso fa sa fiandry loha no tsy mahita izay hojerena?
niryna
19
02/03/07
Aza manao joko tsoriaka mahasambo-kary
niryna
18
02/03/07
Aza atao fitia voangivy, mbola lavitra ihany ka kivy.
niryna
17
02/03/07
Mifankatia amin'ny amalona;ka nony sendra tia, nabolilany
niryna
16
02/03/07
Ny havan-dratsy tsy mahaleo ny sakaiza tiana.
niryna
15
02/03/07
Toy ny fandiorano ny ratsy;koa miseho, tsy menatra olona;misitrika tsy valahara.
niryna
14
02/03/07
Fotsifotsy fanahy toa takatra, ka ny tain-kary avy no atao trano.
niryna
13
02/03/07
Ny roa no tsara noho ny iray; raha lavo, misy mpanarina.
niryna
12
02/03/07
Aza matahotra fa tsy misy tondroina dia maty.
niryna
11
02/03/07
Aza mety atao fantaka fanolehan-tsarika.
niryna
10
02/03/07
Aza manao fierin-kanin-jaza, ny an-tanana ariana, ny am-bava aloa
niryna
9
27/02/07
Nyfihavanan'ny mamoladahy:tsy mivahana roa taona.
niryna
8
05/01/09
Ny mariazy volamena no zavatra hita mitsongadina ao amin'ny fanambadiana
niryna
7
05/01/09
Ny vokatra azo ateraky ny fanambadiana ao amin'ny lehilahy dia ny fahanginana
niryna
6
05/01/09
Manambady vehivavy amin'ny antsaran-tarehiny dia toy ny mividy trano noho ny lokony fotsiny
niryna
5
05/01/09
Ny matsilo saina mahafantatra manindry fo satria fantany ny fahadisoany izay nahatonga azy ho tezitra
niryna
4
05/01/09
Toy ny vato any Ambohimanga:nalevina ila tsy lo, mitanin'andro tsy haraka
niryna
First
<
39
40
41
42
>
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0371 seconds