Ohabolana nampidirin'i sahoby
Mampiseho ny -17 - 2 amin'ny 2| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 2 | 18/03/11 | Manalasala toa ny manambady batry nify; atao eo aloha toa hitsiky ho an'ny sasany; atao ariana toa hanaikitra | sahoby |
| 1 | 13/09/05 | Tsy hivady angaha no manao ianareo | sahoby |