Ohabolana nampidirin'i sylvoalias

Search ohabolana
Mampiseho ny 78 - 97 amin'ny 97
# Ohabolana Nampiditra
97 Ny mita-be tsy lanin'ny mamba ary ny akanga maro tsy vakin'amboa.. sylvoalias
96 Vorivorin'amboa ka tsa misy hevitra tapaka fa oro-body ro be ao ! sylvoalias
95 Hatea lahin-tsihotsy zao hoe ka tsy gny fitiava ro be fa gny fangilia ro tsy tante ( aritse) ! sylvoalias
94 Rafotsibe leom-boan'anana ka tsy tia zavatra boribory...! sylvoalias
93 Gny biby aza hoe maty noho anake ! sylvoalias
92 Hetahetan'olo tsy hihinanam-boay ahy ! sylvoalias
91 Aza variana amin'ny amboa tsa ho vola fa ny saka valo ariary ! sylvoalias
90 Amponga mihanto amoron-dala hoe ka ze mandalo mandeboky ! sylvoalias
89 Aza ny hakelin'ny totozy no jerena fa ny lavaka vitany ! sylvoalias
88 Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga! sylvoalias
87 Njarahy be be isy zao hoe, ka "hena be" tsy hay trebehy! sylvoalias
86 Dadilahy be lava voto zao hoe, ka laha mila ampela phrase raiky avao:"Aty jerena ambany maso!" sylvoalias
85 Varotr'ombin'ny mananontena ka raikitra vao tora-kovitra.! sylvoalias
84 Azon-ky azon-dela! sylvoalias
83 Ndre masiaky gny voay tsy homagn'anaky! sylvoalias
82 Gny voay sandra hamono, moa gny rano koa laliky.Gnay tsy mahay milagno! sylvoalias
81 Rafotsy be leon-trandraka ka matahotra ny vodin-kifafany. sylvoalias
80 Poritsy ankavoria zao hoe..., ligniry tsy mahatoboky, ro sady very hevitsy...: -hilay... matahotsy tsy ho tera-tay. -hitoboky...gny raha fa antomotsy. -handeha moramora... moa gny tany fiboaha lavitsy... sylvoalias
79 Ze mangily mihaotsy, sylvoalias
78 Ndre masiaky gny voay, tsy homa gnanaky. sylvoalias
 1 2 3 >  Last