Ohabolana nampidirin'i zouzou
Mampiseho ny -9 - 10 amin'ny 50| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 10 | 24/10/05 | tongo-bakivaky ka sady marary no mahamenatra | zouzou |
| 9 | 24/10/05 | ny kibo tsy mba lamosina | zouzou |
| 8 | 24/10/05 | Rafotsibe naka harena ; hidina toa tsy hahazo, nahazo toa tsy mahazaka | zouzou |
| 7 | 24/10/05 | Mpikabary maloto nify, ny fiasana indray no tsy diovina | zouzou |
| 6 | 20/10/05 | Tsy mety raha ny havia no mody havanana | zouzou |
| 5 | 20/10/05 | Mitsako an-tsena, ka ny sofina no miampaga azy | zouzou |
| 4 | 20/10/05 | Maimay hivady ka dodona hisaraka | zouzou |
| 3 | 20/10/05 | Raha tsy mifanaja ho mpivady, aleo mifanaja ho mpianadahy | zouzou |
| 2 | 08/10/05 | Mipapapapa ohatran'n'ny maso voa sakay | zouzou |
| 1 | 20/10/05 | Azaz midera harena, fa nitera-dahy | zouzou |