Ohabolana nofidina
Aza ny lohasaha mangina no heverina, fa Andriamanitra ao an-tampon'ny loha
Nampidirin'i : hery
Hevitra mandeha
hery (13/09/2005 12:12:36)
Ampisain'ny olona rehefa misy olona manao ratsy ka mieritreritra hoe tsy misy mahita.
Ny lohasaha mantsy dia toerana mangina vitsy mpandeha... noho izany dia toerana matetika be mpanao ratsy ihany koa.
Matetika ity ohabolana ity mifandraika amin'ny firaisana ara-nofo.