Aleo kely fanahy sitrak'olona, toy izay be fanahy maty foana
Sokajy: fanahy
hery 13/09/2005 11:56

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

niryna ( 05/03/2007 03:40)
Fomba fiteny amin'ireo olona tsy misaina fa miteniteny foana na ireo olona mihambo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.063