Ohabolana nofidina
aza manao fihavanam-bato ka tapaka tsy azo atohy intsony.
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
kent (16/09/2005 16:27:21)
ny vato 'zany mafy be nefa raha tapaka dia tapaka tanteraka ary tsy azo atohy instony koa aza manao fitiavana toy izany satria lasa....