Hazo sy vorona, izay manina no manatona
jentilisa 17/09/2005 09:51

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

tiam ( 06/01/2006 05:50)
"foton-kazo sy vorona ka izay manina no manatona" izay angamba no izy ry rama

izay mangidhidy no miteny hoe hatraory fa tsy ny mpanaotra no manontany hoe mangidihidy

izay mila no manantona
rama ( 23/11/2005 12:25)
tokony ho verifiena foana le ohabolana miditra eo fa misy dia tena tsy izy mihitsy fa noforonona fotsiny zao
nefa misy le mpiantra mba te hitadidy ohabolana ka raha le ohabolana diso no tadidiny de ataony tsianjery dia iny no hadikany any @ examen de ahoana?
Mba jereo ihany ry webmaster ah
rama ( 23/11/2005 12:22)
tokony ho verifiena foana le ohabolana miditra eo fa misy dia tena tsy izy mihitsy fa noforonona fotsiny zao
nefa misy le mpiantra mba te hitadidy ohabolana ka raha le ohabolana diso no tadidiny de ataony tsianjery dia iny no hadikany any @ examen de ahoana?
Mba jereo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728