NY akoho no tsy naniry nify, tsy nahandry ny andro zoma
Sokajy: faharetana
jentilisa 17/09/2005 15:43

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

petaka ( 11/06/2006 05:33)
miaraha anao

tena diso be io ohabolana io.Ity no marina "NY akoho no tsy nanidina, tsy nahandry ny andro zoma".
Nisy angano izay milaza ny niavian'io : voasazin'i Zanahary ny ankoho fa tsy nanaraka ny baikony tokony hiandry zoma....
Ilay hoe "akoho tsy naniry nify indray..." dia fanoharana fa tsy ohabolana : tahaka ny hoe zavatra tsy hiseho miseho mihintsy (impossible hoy ny vazaha)..."Raha maniry nify ny akoho dia hanambady iny aho..."sns...

Izay ary รด!

Petaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1077