Ohabolana nofidina
Raha revom-potaka, rano no manala; raha revon-teny, vava no manala; raha revon'alahelo, ny havana no itarainana.
Nampidirin'i : ftma