Aza mandidy alohan'Andriamanitra tahaka ny olona mampanotrika atodiakoho ka manao hoe ity kokolahy ity kokovavy.

Nampidirin'i : jentilisa

Hevitra mandeha

ANDRIAMENA45 (21/06/2014 11:43:21)

MARINA TOKONY NY AMBARANAO , AHOANA HEVITRAO MAKASIKA OHABOLANA NAMPIDIRIKO , ANARANA ANDRIAMENA 45

zogd (19/05/2014 14:10:19)

ilazana olona mitsinjo sy mamritra sahady ny hoa avy

Hametraka hevitra

Midira aloha