Ohabolana nofidina
Andry ombin-dRalaimora ny lehibe voatambitamby, ny kely voasafosafo
Nampidirin'i : JMR
Hevitra mandeha
rakotomahenina76 (24/09/2006 12:19:20)
Amin'ny fiarahamonina,indrindra ho an'ireo mpitondra dia tsy maintsy atao ny mahay mifandray amin'ny sokajin'olona rehetra mba ahazoana ny fitiavany sy tombony avy aminy. Na ny vaventy io na ny madinika