Dian'aomby maro tagnana ny dian'ny aloha arahiny afara

Nampidirin'i : zanita

Hevitra mandeha

zanita (29/09/2005 13:10:15)

Ity ohabolana ity dia ampiasaina rehefa misy olona iray nahavita dingana lehibe teo @ fiainana ohatra nahavita fianarana, tso-drano sy fampaherezana ny zandry zanaka aty aoriana mba hanaraka ny diany izay hita fa tsara, ho toy ny dian'omby ka raha tsara no narahiny tanany aloha izany hoe tsy solafaka dia ho tsara koa no arahin'ireo tongotra aoriana ireo.

Hametraka hevitra

Midira aloha