Ovy haniry tsy tam-bato, zaza hanjary tsy tan-tsitsika
Sokajy: anjara
zanita 29/09/2005 10:56

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

zanita ( 29/09/2005 11:04)
ity dia ohabolana @ fitenim-paritra, ny ovy eto dia tsy ny pomme de terre akory fa haninkotrana maniry any @ faritra antsinanana izy io dia tsy mifidy toerana haniriana rehefa ambolena eny na dia tany karakaina aza ka toy izany koa ny zaza na koa hoe zanaka no hozonina aza izy rehefa anjarany ny hanakarena na tsy mandaitra aminy ny ozona izay atahorana tokoa teo @ fiaraha-monin'ny Ntaola Malagasy; azo atao filamatra eo @ fiainana izany ity ohabolana ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0307