Tsy tia aho e tsy tia aho e, nefa ny ao am-po mitaralila

Nampidirin'i : JMR

Hevitra mandeha

rafsy (30/12/2016 09:11:34)

ka amy am-po anefa sarotra hita fazay tenenina heno directe

tiam (06/01/2006 06:56:57)

ambava tsy tia fa am-po taralila izany angamba

zavatra mitranga matetika io eo @ fiainana ny non ihany no lasa oui

Hametraka hevitra

Midira aloha