Mifanerasera lava mahabe romoromo
JMR 01/10/2005 07:12

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Haingomimi ( 28/08/2010 14:20)
Tena marina mihitsy izany fa raha mifampitakosona be loatra ny olona dia mety hahita olana foana. Aleo mahay mandanjalanja ihany raha tsy tiana ho tapaka ny tadim-pihavanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0262