Aza manao toy ny rano tsy manatsaina afatsy ny hidina
doum 05/10/2005 23:27

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

nannie ( 21/12/2014 15:35)
Mety ho marina izany saingy misy mahatsara azy ny rano raha midina : mamelombelona izay lalovany izy. Fa raha hiakatra moa ny rano, iza no mba hotondrahany mba hamokatra ? Ny lanitra ? - Ny lanitra dia efa feno, manana ny ampy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085