ny fitiavana iray afaka mizara ho an'olona maro fa ny fitiavana ny iray tsy azo zaraina ho an'olona roa
Sokajy: Fitiavana
kent 06/10/2005 09:30

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

bemalanto1 ( 26/11/2005 06:20)
Raha ny fahitako io ohabolana io de izao :
Mizara roa aminy ny Fitiavana:
Ny 1 dia fitiavana zaraina amin'ny namana, izany hoe fisakaizana amin'ny maha piara- belona, fifankatiavana amin'ny mahatanora sy mpiray vodirindrina ka azo hizarana azy avokoa izay rehetra mety mandray azy.
Fa ny tapany faharoa kosa de ilay fitiavan'olon-droa izay tsy azo zaraina amin'iza na amin'iza fa saro- bidy tokoa ka mahasarotony sy mankarary raha toa ka zaraina amin'ny olon-kafa.satria mamy ny fitia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1595