Rafotsibe nihinan-kitoza, tsiro no nantenain-ko azo, kanjo ny hivy no niraraka. Boka nihinan-kitoza, ny manala ny kaka no ady mafana
Sokajy: Olombelona
rakekely 14/12/2005 09:25

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

rakekely ( 16/12/2005 07:05)
manantena ny hahazo tsiro avy amin'ny kitoza izy saingy ny fankafizana no lasa aloha, sady tsy misy nify hitsako intsony fa ny mandona ao ambava no betsaka hany ka rara-kivy.
Boka momndro tanana tsy afaka ny hanala kaka ao amin'ny nify noho ny kitoza lasa kaka, hany ka sahirana ery manala azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0588