Ny tody tsy misy fa ny ataonao no miverina.

Nampidirin'i : ariel

Hevitra mandeha

tokym (28/11/2017 04:51:40)

Misaotra anao nanome ny ohabolana izay fantatrao mahakasika ny tody ;saingy aleo aloha hamarinina tsara ilay izy vao soaratana na koa hamarinina sao misy diso ny tsipelina fa manjary mampianatra zavatra diso ho an'ny taranaka .
Ny ATAO fa tsy ATAONAO
" Ny tody tsy misy fa ny ATAO no miverina."

Hametraka hevitra

Midira aloha