Lany matsatso toy ny siran-dRamahihitra

Nampidirin'i : marozevo

Hevitra mandeha

marozevo (07/02/2006 02:46:49)

Zao manko, ny kahihitra tsy mahafoy handrotsaka sira ampy, fa kely no arotsany. Ny sakafo moa matsatso, moa ilay sira ho lany ihany.
lanjalanjao izay tokony hampety ny zavatra hatao.

Hametraka hevitra

Midira aloha