Ny teny toy ny kitoza, ka izay mahatsakotsako no mahita ny tsirony

Nampidirin'i : marozevo

Hevitra mandeha

hentsiferana (24/12/2007 15:05:18)

ny kitoza dia matsiro raha tsakoina tsara,ka izay mitsako tsara ny teny koa dia hahita ny tsiro toy izay koa.

Hametraka hevitra

Midira aloha