Toa an'ilay jamba nomena amalona: koa amalona, hono, ity, andriamanitra!
Sokajy: amalona
latina 30/01/2007 12:49

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 17/05/2013 10:54)
Tsy azoko retsy ny hevitr'ity ohabolana na fomba fiteny iray fa mba mila fanazavana sy famakafakana kely e...
Misaotra mialoha..
S.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.022