Ohabolana nofidina
toy ny momba: noana, tsy manan-kangatahana, voky tsy manan-kotolorana
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 14:08:59)
Etina ilazana ireo vehivavy miolonolona, mitoka-monina, tsy misy hizarana hafaliana sy alahelo.