Ohabolana nofidina
Ikala momba tsy tian-dahy, ka maty vao Ramalala
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 14:05:33)
Ny olona momba teo amin'ny Ntaolo malagasy dia nisaoran'ny vadiny satria ny anambadian-kiterahana no filamatra taloha. Rehefa maty anefa izy ireny dia toa mangoraka ihany ilay vadiny nisaotra azy.