Ohabolana nofidina
Zanaka velon-kalina, ka ny am-pony hafa, ny am-poko hafa.
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:55:02)
Hatramin'ny fotoana ahaterahan'ny ankizy dia olombelona manana ny maha izy azy ny zaza ka tokony hieritreritra ny ray aman-dreny hoe: tsy voatery ny fisainany no ho fisainan'ilay zaza.