Ohabolana nofidina
Renikely mandoza: samy zanany ihany ka iangarany
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:46:33)
Matetika ny renikely dia efa nanana ny zanany naterany koa; ireo no tiany kokoa noho ny zana-badiny.