ny vehivavy dia tokam-po tahaka ny siny, tsy manampo afa-tsy rano.

Nampidirin'i : aivetinakely
Sokajy :
rano, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

tokym (28/11/2017 04:57:24)

ohabolana amiko zavatra tena marina na koa mandresy lahatra fa raha vehivavy no resahana ho tokam-po dia diso be !samy afaka ny ho takampo na lahy na vavy rehefa tena tia ;ary samy afaka ny hampirafy ihany koa!

nalsonrazakariasa2015 (11/11/2017 20:55:56)

Marina izany ranamana
ny vehivavy izany tena fidele be izay no tena marina
izy tsy mahalala afa-tsy ianao ihany

aivetinakely (04/05/2007 17:54:04)

Amin'ny ankapobeny ny vehivavy rehefa tia olona iray dia mifikitra tanteraka , tokana ny fony ka tsy voazarazara .

Hametraka hevitra

Midira aloha