Tsisy mamy toy ny zanaka, fa raha manaiki-non akifika

Nampidirin'i : ikalamako

Hevitra mandeha

ikalamako (08/05/2007 23:47:35)

na tsara sy tiana aza ny zavatra na olona iray, rehefa tsy mety na manao ny tsy mety dia atosika ihany.

Hametraka hevitra

Midira aloha