Aleo ravim-bomanga arahin-tsentsetra, toy izay hena kisoa arahin-dromoromo.
Sokajy: kisoa
aivetinakely 09/07/2007 07:02

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Heritani ( 18/07/2007 13:25)
[b]Bold text[/b][img]http://[/img]Marina loatra ary tsy misy tokony hamppiana fa ny tiako ho tsindriana dia hoe Tsy tsara koa ny mitrosa amin' ny fianana fa ny mahalala onony sy mionona amin'ny an'ny tena no Fahendrena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0637