Akohokely latsaka an-kady, hiantso kely feo; hanidina tapak'elatra; hitoetra ihany manina ny reniny.
Sokajy: fahoriana
niryna 20/09/2007 06:13

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 03/05/2013 15:02)
Areniko kely fa miala tsiny:"Akohokely latsaka an-kady, hiantso kely feo; hanidina tsy ary elatra; hitoetra ihany manina ny reniny....!"
satria ny akoho vorona tsy manidina araka ny fitenenana hoe : Ny akoho no tsy manidina no izy tsy nahandry ny andro zoma... :-))...
S.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086