Ohabolana nofidina

very aho malalako, notaizaiko ho saka kanefa lasa kary

Nampidirin'i : Rajordri

Hevitra mandeha

ryaseb (14/04/2008 14:44:59)

zany ve tsy mitovy @ eo : "nitaiza ho andry zalahy" ihany e!
izany oe, variana nijery ny fitombon'ny akoho kay tsy nahita ny papango nandalo.
courage ho an'izay voa otran'io!

meved (07/01/2008 16:20:44)

Sendra ny tsy nampoizina izay namorona io ohabolana io ary diso fanantenana nho izany . Satria efa lehibe tao an-pitaizana azy tao ilay saka vao nivadika ho kary ! Iza tokoa moa ny mahalala ny ho avy ?

meved (07/01/2008 16:13:52)

Sendra ny tsy nampoizina izay namorona io ohabolana io ary diso fanantenana nho izany . Satria efa lehibe tao an-pitaizana azy tao ilay saka vao nivadika ho kary ! Iza tokoa moa ny mahalala ny ho avy ?

Hametraka hevitra

Midira aloha