Izay afafy no ho jinjaina.
Sokajy: fivavahana
niryna 24/11/2007 06:49

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

hery ( 27/07/2009 11:20)
Marina ny voalazanao ka. Misaotra fa nahitsy.
jejojejo ( 26/07/2009 07:14)
Salama,
Fanitsina kely no tiako hatao raha tsy mahadiso: ny hoe "izay hafafy" dia mampiseho fa ho avy. Ny hevitra tiana haseho anefa "ankehitriny" satria izay afafy ankehitriny no ho jinjaina @ ho avy. Ka mba zanak'antitra ihany aho, izany no ahalalako hoe "izay afafy" (tsy misy ny mariky ny ho avy "h" ) no izy.
Ny marina izany dia "izay afafy no ho jinjaina". Misoatra anao. Critique constructive mba tsy hahadiso ny ankizy any aoriana fa tsy fanomezan-tsiny sanatria.
jejojejo ( 26/07/2009 07:11)
Salama,

Sanitsina kely no tiako hatao raha tsy mahadiso: ny hoe "izay hafafy" dia mampiseho fa ho avy. Ny hevitra tiana haseho anefa "ankehitriny" satria izay afafy ankehitriny no ho jinjaina @ ho avy. Ka mba zanak'antitra ihany aho, izany no ahalalako hoe "izay afafy" (tsy misy ny mariky ny ho avy "h" ) no izy.
Ny marina izany dia "izay afafy no ho jinjaina". Misoatra anao. Critique constructive mba tsy hahadiso ny ankizy any aoriana fa tsy fanomezan-tsiny sanatria.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0584