Ohabolana nofidina

Manalasala karaha valy-vao lava-hy,
Atao aloha, mivagniky amin'olo hafa,
Atao afara, atahora tso no hagnekitsy, (handromotsy)...!

Nampidirin'i : sylvoalias
Sokajy :
vezo, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

sylvoalias (17/02/2008 11:05:15)

Ny tena atahorana dia ny attaque par derriƩre,...ny mivanika @ hafa mba tanty ihany fa ny fandromotana an-katoka no tena tsy laitra sy tena loza.

Hametraka hevitra

Midira aloha