Ohabolana nofidina
Fotsimbary tsy ilaozan'akatatra, tanĂ na tsy ilaozan'adala [Rajemisa 1985]
Nampidirin'i : maeva74
Hevitra mandeha
maeva74 (26/06/2009 10:56:40)
FANAZAVANA MALAGASY "Na aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka amin'ny maro ihany [Rajemisa 1985 ]