Ohabolana nofidina
Manao torin'akoho, atao am-pitsanganana ihany no sady mikimpy maso tokana.
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
aivetinakely (18/08/2009 00:41:38)
Fom-behivavy tsy azo fitahina, na tsy mamaly izy ny vaingan-dranomasony iray vidin-dafo.