Hatea lahin-tsihotsy zao hoe ka tsy gny fitiava ro be fa gny fangilia ro tsy tante ( aritse) !

Nampidirin'i : sylvoalias
Sokajy :
vezo, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

novy (18/05/2017 06:05:47)

Manana asa any Betroka aho. Mba omeo ny dikan'ity ohabolana napetrakao ity "Hatea lahin-tsihotsy zao hoe ka..."... Tsy mahay ny fitenim-paritra bara... Misaotra

Hametraka hevitra

Midira aloha