Ohabolana nofidina

Manao toy ny Bezanozano,ka ny vavy indray no feno lovia

Nampidirin'i : niryna

Hevitra mandeha

niryna (28/05/2010 05:21:57)

Matim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan'ny sotro

niryna (28/05/2010 05:21:40)

Matim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan'ny sotro

Hametraka hevitra

Midira aloha