Ny ondry voatsipi-taolana, fa ny alika voatsipi-bilona, samy ao fa nifandiso.
Sokajy: biby - ondry
soanja 02/09/2010 04:47

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 02/09/2010 04:47)
Samy biby mitovy habe ihany na eo ho eo saingy ny sakafo samihafa mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0576