Ny any an-kady indray no manofa lamba.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (08/09/2010 11:04:04)

Azo ampiasaina amin'ny hevitra samihafa io teny io raha ny fiheverako. Indro hevitra hafa koa; ny hady matetika dia tsy dia fidinana loatra fa matoa misy olona any dia nianjera izy izay, ka matetika izy dia ny lambany no iantsoany olona.

hery (08/09/2010 10:50:31)

Noheveriko fa mitovy dika amin'ilay hoe gisa mangala-ketsa

soanja (08/09/2010 10:47:37)

Mampiana-dratsy ny hafa.

Hametraka hevitra

Midira aloha