Aza manao toy ny andevolahy mahay valiha; asai-manao tsy mety, nony tsy irahina, manao.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

critique (10/08/2017 11:10:47)

inona kay ny hevitr'ilay sokajy hoe Andevo ?
dia iza ilay Nampaniraka ilay Andevo hanao valiha ?
Ary afaka nisafidy ve izany ilay Andevo ?
farany : Ntaolo Andriana ve sa Ntaolo Andevo sa Ntaolo Hova no namorona io ohabolana io ?

Hametraka hevitra

Midira aloha