Toy ny hanina omena andevo; tian-kano, tsy tian-kano.
Sokajy: hanina
soanja 22/09/2010 02:19

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 22/09/2010 02:19)
Tsy manan-tsafidy ny andevo fa izay sakafo omen'ny tompony azy dia tsy maintsy haniny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0292