Nahoana no atao terak'ombin'Ambohimahagaga, ka ny tsy mianaka no ampinonoina?
Sokajy: toerana
soanja 26/09/2010 18:26

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 26/09/2010 18:27)
Ambohimahagaga dia tsy misy fa natao toeram-panofisana ny soa sy ny tsara rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1122