Zana-valalagna tsy adigno lanitra. (Ohabolana BETSIMISARAKA)
Sokajy: valala - bibikely - lanitra
soanja 04/10/2010 11:26

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 04/10/2010 11:27)
Zana-balala tsy mahatratra ny lanitra ny fanidiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0575