Tsitsihy agnabo, trandraka ambonin'ny tany; volam-pagnierana tsy mba ratsy. (Ohabolana BETSIMISARAKA)
Sokajy: gidro - trandraka - biby
soanja 04/10/2010 11:42

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 04/10/2010 11:43)
Ny tsitsihy eny ambony hazo, ny trandraka mandandy amin'ny tany: ny teny nifanekena tsy mba ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2886