"Ny manta ambilany mila mpahandro, ny masaka an-tokonana mila mpandoatra, ny voaloatra an-dovia mila mpampandroso."

Hevitra mandeha

soanja (08/10/2010 06:43:38)

Hainteny ampiasaina amin'ny Kabary rehefa hifandamina amin'ny resaka.

Hametraka hevitra

Midira aloha