Toy ny angidina:atao mahia ,be tratra;atao matavy,kely rambo.

Nampidirin'i : niryna

Hevitra mandeha

sylvoalias (06/03/2013 18:19:18)

Salama re Raniryna o ? hampiako kely ny ohabolanao ka aza tezeranao ny tenanay miala tsiny e...
Manalasalan-ko hanina toy ny angidina hoe,..:
"Atao hoe mahia be tratra,
Atao hoe matavy nefa kely rambo,
Raha jerena mampilendalenda,
Atono nefa tsy mitsetsatsetsa,
Andrahoina kosa tsy mitera-menaka....." :-))

Hametraka hevitra

Midira aloha